Dikan'ny teny : vavolombelona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany, Ilana uauolombelona roa ny fisoratampanambadiana. 1 Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vouo?ombelon'ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao. * Ohab.: 'Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga: enti-milaza fa ny asa no fanamarinana ny fahazotoan'ny mpiasa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel