Dikan'ny teny : vavorona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ireo lavak'orona roa hita amin'ny olombelona sy ny biby sasantsasany toy ny omby, soavaly, alika, sa-ka sns..., mba hidiran'ny rivotra iainana ary koa hivoahan'ny rivotra izay vao avy niainana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel