Dikan'ny teny : vazaha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ireo olona fotsY hoditra, mena sofina avy any Eoraopa: Tamin'ny tao-na 1.500, hono, no nahiton' ny Vazaha voalohany an'i Madagasikara 1 h.i: Rehefa mety ho vahiny avy any ampitan-dranomasina na avy an-tany hafa. - t.i.f.: Vazahaina / mahavazaha / vazahazaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel