Dikan'ny teny : vazavaza

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Antsoantso mafy; hirahira mafy tsy misy laniny ary tsy hita izay mahatsara azy. - t.i.f.: Vazavazaina, voavazavaza/ mivazavaza, fivazavaza, mpivazavaza / ivazavazàna, fivazavazàna / mahavazavaza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel