Dikan'ny teny : vazivazy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Ra-koto iny koa mba be vazivazy erg. • Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin'ise, ry Koto, ka otsaharo hatramin'ny masonandro androany. / t.if.: Vazivazina, avazivazy, voavazivazy / mamazivazy, famazivazy, mpamazivazy / amazivaziana, famazivaziana / mivazivazy, fivazivazy, mpivazivazy / ivazivaziana, fivazivaziana / mahavazivazy. ¶ M.h.: Kivazivazy, somon ga, vosobosotra, sangisangy, kihanihany, kilalao, tsihanihany, safary, ala hamohamo, hatsikana, haikaika. — Voso-dratsy, sangisangy zary tenany, sangy mihoatra ny loha, fanory. — Mpanao kiuazivazy, kivalavala, hatsikana, katsikana, akisakisabe, hotsohotso, mpananihany, mpiaingiaingy, ariralahy, ariravavy, kapotsaka, mpiangano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel