Dikan'ny teny : ve

Hampiditra dikany vaovao
1 Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian'ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ue ianao amin'ny Alakamisy? — Amin'ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo amplasaina miaraka amin'ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianaof Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel