Dikan'ny teny : vehana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Halavan-drefy ha-tao amin'ny tendron'ny fanondro ka hatramin'ny tendron'ny ankibe (vodivoampelatanana miverina indroa, na voatondro Polo, na zehy latsaka tondro). * F,-p,: Tsy miala vehana: tsy manaiky ny hihemotra na kely aza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel