Dikan'ny teny : velarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (velatra) mt,ih. (vela-ro): Atsotra mivalampatra tsara: Velaro, retsy, ny tsihy hipetrahan'ny olona! ? Sokafana: Velaro tsara ny boky ao amin'ny takila fahatelo amby roapolo, • Aseho hatao milamina sy milahatra tsars mba hanaltra ny mason'ny olona: Nouelariny teo amoron-dalana ny entam-barony, izay nentiny avy any an-drenivohitra. • Hazavaina: Novelariny teo ny heviny ka niaiky daholo ny olona fa marina ny nolazainy. • Borahina, aseho tsy misy afenina: Velaro izay ao am-ponao fa aza misalasala. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel