Dikan'ny teny : velezina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vely) mt. ih. (velezo): Kapohina mafy: Noveleziny tamin'ny kibay ilay kely ka saika torana. • Kapohina mba hihintsanan'ny voambary : Eo amin'ny famoloana no uelezina ny vary. • Ampanenoina: Velezo amin'izay àry ny lakolosy. / Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona. * Fiten.: Velezo ny vy dieny mafana: hararaoty ny fotoana tsara hanaovan-javatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel