Dikan'ny teny : velomina

Hampiditra dikany vaovao
1 (velona) mt. ih. (oelomy): Avala ho velona, noesorina tamin'ny fahafatesana ka naverina amin'ny fahavelomana indray: Efa nohelohin'ny fitsarana ho faty io olo-meloka io fa novelomin' ny Filohan'ny Nosy. 1 Karakaraina, ahina, omena sakafo: Tsy zakany velomina intsony, hono, ny zanany. 1 Ampanenoina, velezina: Velomy amin'izay ny lakolosy fa efa amin'ny valo maraina izao. ? Tsofina mba hirehitra: Novelominy indray ny a-fo nony Lasa ny fahaualo. • h,o.: Velomy isan'andro ny finoanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel