Dikan'ny teny : vena

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. veine) a.: Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin'ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an'ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy. Ahitsio
2 ft.: Rona, fihilanana, firaikana, * t.i.f.: Avena, voavena / mi-vans, fivena, mpivena I vembena / avembena, voavembena, tafavembena / mivembena, fivembena, mpivembena / ivembenana, fivembenana / mahavembena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel