Dikan'ny teny : vendrana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mihenjana, misokatra kely ny hodimaso: Vendrana hatrany an-kibondreniny io zaza io. • Adaladala, tay mahay na inona na inona: Olona vendrana ve no iaraha-miasa ka aiza no ho tsara ny zavatra ataol - t.i.f.: Vendranina, avendrana, voavendrana j mamendrana, famendrana, mpamendrana I amendranana, famendranana I mivendrana, fivendrana I mahavendrana / vendrambendrana / mamendrambendrana. Ahitsio
2 a.: Karazana hazandrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel