Dikan'ny teny : veravera

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanatsikerakerana sy fanasaratsarahana ny vohavoha na landy hofolesina. • Fivaroradrorahan'ny akanjo anaovana ka mampiseho vatana. • Toetran'ny olona mivozavoza, mitahontahona. i t.if.: Veraveraina, averavera, voaveravera / mameravera, fameravera, mpameravera 1 ameraveràna, fameraveràna j miveravera, fiveravera, mpiveravera / iveraveràna, fiveraveràna j mahaveravera. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel