Dikan'ny teny : verezina

Hampiditra dikany vaovao
1 (very) mt, ih. (verezo): Arian tsy ho zanaka na atao tonga mietry hamendrehana ka tonga andevo: Noverezina tamin'ny vola tsy vaky lzy, / Verezin-jo. • Lamina amin'ny tsinontsinona, amin'ny tsy antony: Nouerezin-dRamatoa iny tamin' ny resaka tsisy antony fotsiny lahy ny androko! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel