Dikan'ny teny : vetaveta

Hampiditra dikany vaovao
1 (veta) p. t.: Mana na miteny zavatra tsy mendrlka; ratsy fiaina: Zaza vetaveta mihitsy ity zaza ity. •Maha-;nenatra, tsy mendrika, ma-loto: Aoka ianareo tsY hiteny vetaveta eto imasoko fa mahasosotra ahy. • Mandranitra ny filan'ny nofo: Aoka tsy hanao dihy vetaveta fa mamono ny fanahinareo izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel