Dikan'ny teny : vetro

Hampiditra dikany vaovao
1 na Vetrovetro a.: Fampifangaroana zavatra andrahoina ka ny anana no atao betsaka fa sombiny kely ny hafa. - t.i.f: Mivetro na mivetrovetro, fivetro na fivetrovetro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel