Dikan'ny teny : vezatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin'ny fandroritana mafy ny vavany: Aza atao am-bezatra ny fanokafana io sobiky io sao dia vaky daholo ny atodim-borona ao anatiny. - t.i.f.: Vezarina, vezatina, avezatra, voavezatra / marnezatra, famezatra, mpamezatra / amezàrana, famezàrana / mivezatra, fivezatra I ivezarana, fivezarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel