Dikan'ny teny : vikina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina. 1 t.Lf.: Vikinina, avikina, voavikina, vinikina, tafavikina f mamikina, famikina, mpamikina 1 amikinana, famikinana f mivikina, fivikina, mpivikina I ivikinana, fivikinana / mahavikina / vikimbikina. - F,-p.: Manao uikin-tsahona: mitsambikina, ny tongotra roa mikambana. +t Ohab.: Atao vikina alina: aleo manana amby, toy izay tsy ampy: raha misy zavatra mampatahotra na mampisalasala, aleo manao mihoatra noho izay tokony hatao toy izay manao latsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel