Dikan'ny teny : vilana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao. • Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy. - t.i.f.: Avilana, voavilana / mivilana, fivilana f mahavilana / vilambilana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel