Dikan'ny teny : viliantsahona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-javamaniry fahita eny amorondrano na amin'ny tany be petsapetsa, somary mitapelapelaka kely ny raviny ary fanaon'ny olona ody tazo (Hydrocotile mosihata), * Ohab.: Malaza tsy ihinanana ohatra ny viliantsahona: enti-milaza olona na zavatra mireondreona er? araka ny anarany, fa ny toetrany na ny zava-bitany tsy misy inona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel