Dikan'ny teny : vimbina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitondrana eny an-tanana zavatra tsy dia lehibe na mavesatra loatra. ~ Fiarovana na fitahiana. - t.i.f.: Vimbinina, avimbina, voavimbina, vinimbina I mivimbina, fivimbina, mpivimbina 1 ivimbinana, fivimbinana I mahavimbina I vimbimbimbina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel