Dikan'ny teny : vinaingitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. vinaigre) a.: Karazan-dranon-javatra avy amin'ny divay izay avala hihamarikivy, ampiasaina amin'ny fikarakarana karazan-kanina sasantsasany toy ny salady, na hanadiovanjavatra maro. Misy vinaingitra vita amin'ny alkaola izay tsy tsara ohatra ir? voalohany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel