Dikan'ny teny : vinavina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny tena marina: Anaovy vinavina kely, ange, ny ho laniko amin'ny fanamboarana to trano io, - t.i.f.: Vinavinaina, avinavina, voavinavina / maminavina, faminavina, mpaminavina / aminavinana, faminavinana / mahavinavina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel