Dikan'ny teny : vindaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Sosotra. Vindavinda a.: Teny an-katezerana mikitakita. - t.i.f.: Tafavindaka, tafavindavinda I mivindaka, na mivindavinda, fivindaka na fivindavindaa, mpivindaka na mpivindavinda I ivindahana na ivindavindàna, fivindahana na fivindavindàna / mahavindaka na mahavindavind a. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel