Dikan'ny teny : vingavingaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vingavinga) mt, ih. (vingavingao): Ivaivain, ambanina, zimbaina, hamavoina, tsy asiana hasina, tsy hajaina: Novingavingainy teo imason'olona maro be teo a-ho ka tsy manaiky. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel