Dikan'ny teny : vingy

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Vingivingy ft.: Fitondran-javatra amin'ny tendron-tanna ihany, toy ny zavatra maivan-kely. ~ Fanaovana tsinontsinona, tsy fanajana, fanixatsirana. - t.i.f.: Vingina, vingivingina, avingivingy, voavinay, voavingivingy, tafavingy, tala= vingivingy / mamingivingy, famingivingy, mpamingivingy I amingivinglana, famingivingiana / mivingy na mivingivingy, fivingy na fivingivingy, mpivingy na mpivingivingy I ivingivingiana, fivingivingiana I mavingy, mavingivingy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel