Dikan'ny teny : vinimbina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vimbina) mt. ih misy tsofoka in: Voavimbina, vimbinina, entina amin' ny tanana: Voankazo kely no novinimbinay ho anareo. ? Tahina, arovana: Novinimbin'Andriamonitra ity fianakaviana it? fa sady nomeny taranaka maro no nomeny harena koa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel