Dikan'ny teny : vinonjy

Hampiditra dikany vaovao
1 (vonjy) mt. ih, misy tsofoka in: Voavonjy, novonjena, navotana: O Io na novinonjiny tamin'ny loza ianao ka tokony hahay hankasitraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel