Dikan'ny teny : vintana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin'ny tonon'andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin'ny tombola. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel