Dikan'ny teny : viraviraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (viravira) mt. ih. (uirauirĂ o): Kitakitaina atao ratsy fitondra, tsy itondrana roa: Nouirai) irain'ilay tsy mifaditrovana iny lahy ny zanako! 1 Raidraisina befahatany amin'ny tanana, fozafozaina: Nahoana re no dia uirauirainao toy izao ity akanjoko mivalona? 1 Roridroritina, saritadritahina: Novirauirain'ny amboadia ilay zanak'ondry ka maty tsy tradrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel