Dikan'ny teny : viroka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Virotra p.t.: (tarehy na vava) Mifandrirotra, mivilambilana. i t.if.: Avirotra, voavirotra, voaviroka I miviroka na mivirotra, fiviroka na fivirotra, mpiviroka na mpivirotra 1 mahaviroka, mahavirotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel