Dikan'ny teny : vivy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voronandrano somary bongobongo maso, miraiki-drantsantongotra, mpanao an-tsitrika mba hahazoany trondro izay ivelomany; manao trano mitsingevaheva eny ambony rano ny vivy. * Ohab.: Via), nanitrika ka bongo mason'ny nahiny: enti-milaza ny olona izay voan' ny nataony ihany. ΒΆ Rh.: Mpivaro-drano tratr'orana. / Mandrora mitsilany ka mahavoa tena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel