Dikan'ny teny : vizana

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Vizaka p.t.: Sasatra amin'ny tsy fihetsehana eo amin'ny toerana iraY, amin'ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin'ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano. 1 Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka keiy aioha mba handrihandry eto. Jer. Valaka. - t.i.f.: Vizanina,voavizana, voavizaka, vinizana 1 mamizana, famizana, mpamizana 1 amizanana, famizanana 1 mivizana na mivizaka, fivizana na fivizaka, mpivizana na mpivizaka 1 ivizanana, fivizanana 1 mahavizana, mahavizaka 1 vizambizana, vizambizaka j havizanana j fahavizanana. ¶ M. h.: Vizaka, sasatra, valaka, lanaka, reraka, disaka, rontsona, ronjana, mangana, masaka, vahotra, ronaka, honaka, marafoka, refona, tominjana, valalanina, monaina, savolaina, trotraka, toro, torovana, fotsy angola, mirozirozy, tsy mahahetsika, maty hentona. — Miala vizana, miala sasatra, miala ianona, maka aina, mitsotsotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel