Dikan'ny teny : voa

Hampiditra dikany vaovao
1 mt. ih.: Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy. 1 Azo: Voan'ny sery aho ixany. / Simba, voaloto...: Voan'ny fotaka ny akanjoko. 1 Iharam-p ahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko. 1 Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa ter?. / Voa tamin'ny varotra nataoko a-ho. 1 Resy: Voan-dRakoto izy tamin'ny fifaninanana. 1 Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin'ny fanadinana. - t.i.f.: Mahavoa 1 fahavoazana !voavoa, ¶ M.h.: Tratra, midradraka, mikidradraka, mibabaka, miboiboy. — Voa daholo, lany ringana, lany ripaka, lany tamingana, tsy nisY niangana, lambarn-bary, raraka ompana. Ahitsio
2 a.: Organa kely boribory ao anatin'ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa hrdray mitovy karazana amin'ilay niaviany: Nividy uoan-daisoa izy hamboleny. 1 Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaioboka, (• Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile, i t. f f, : Mamoa, famoa, mpamoa ( amoazana, famoazana. Ahitsio
3 a.: Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay if oronan'ny fivalanandrano avy amin'ny fandiovany ny ra amin'ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin'ny lalana nalehany. ~ ? F.-p.: Voankena: ny voan' ny omby, izay be mpifady. / Milo voa tsy ary (izay soratana teny iray koa matetika: 'boatsiary"): mitady zavatra tsy azo atao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel