Dikan'ny teny : voa-

Hampiditra dikany vaovao
1 Tovona fanaovana mt, ih. milaza vokatra efa azo: Voauory, voateny, (Marihina fa tahaka ny amin'ireo tovona rehetra vaninteny ma, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin'ny voa eo alohan'ny ft. manomboka amin'ny a: Voarina (fa tsy voaarina) — (ampitahao amin'ny tafarina, maharina). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel