Dikan'ny teny : voalavo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin'ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano. • F.-p.: Mamono voalavo: jar. Vono. / Tsy maty voalavo an-kibo: tsy levona 1o1ompo. * Ohab,: Voalavolahy sasatry ny miaina: saka matory ka alam-bolombava: enti-milaza ireo olona sahisahy loatra ka tsy mitaapa izay mety hahafaty azy akory. / Voalavo manaiki-by ka ny tsy laitran'ny nify no vazivazfna: enti-milaza ireo manandranandram-poana ka ny tsy azo atao no naikanaikana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel