Dikan'ny teny : voandramiary

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-javamaniry fahita eny arnin' ny harambato na anaty honahona, misy voniny fotsy, mitovitovy bika amin'ny lisy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel