Dikan'ny teny : voaniho

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo iray fianakaviana amin'ny rofia, ravinala, antendry, ans..., izay sady avo be no lehibe, ny voany mifono ao anaty akora be kirany (fanao borosin-trano), ny nofomboany azo akana menaka (diloilo kaokao) ary ny ao anatiny misy rano manan-tsiro manokana manala hetaheta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel