Dikan'ny teny : voanjo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Miaramila napetraka hiandry tany ao amin'ny toerana na taniina vao nalaina. ~ Ny olona rehetra manao fonenana vonjimaika hanamainty molaly ny tany na hila ravin' ahitra. - t.i.f.: Voanjoana, avoanjo, voavoanjo / mamoanjo, famoanjo, mpamoanjo / amoanjoana, famoanjoana I mivoanjo / mahavoanjo. Ahitsio
2 a.: Karazan-javamaniry mamoa voa fakana menaka iray atao hoe mena-boanjo. (Rehefa hiova ho voany ny voniny, dia milentika any anaty tany ny tahom-boanjo, ka rehefa vokatra ny voanjo dia hadina ireo tahony ireo ary akifik,a mba hampihintsana ny voany; izany no nahatonga ny fitenenana hoe: "Ara atao toy ny tahomboanjo: ny nahitana indray no akifikifika") — Misy karazany roa ny voanjo: ny voanjobory ary ny voanjombazaha na kapika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel