Dikan'ny teny : voara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anenta-masombolim-bary na ravin-javamain kely. 1 t.if.: Amboara. Ahitsio
2 a.: Karazan-kazo vaventy midoroboka naman' ny aviavy, madinidini-boa fihinana, toy ny aviavy sy ny amontana ihany koa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel