Dikan'ny teny : voasary

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana iombonana iantsoana ireo karazamboankazo salasalany, ny voany mavomena, ohatra ny totohondry ny habeny ary ny tsirony misy mamy misy marikivy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel