Dikan'ny teny : voatango

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-boatavo, lavalava ny endriny, misy voa anatiny, voankazo otazana rehefa matoa sy manitra ary somary miendaka ny hodiny, mafotrafotra sy mangatsiatsiaka ny nofony, tsy masira no sady tsy mamy ny tsirony, fatao tsindrin-tsakafo afangaro amin'ny siramamy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel