Dikan'ny teny : vody

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny fitombenana na ny fipetrahana: "Mikisaha ny vody kely hipetrahan'ny vody be", hoy ireo mpanifikifika ny madinika. ~ Ny faritra ambany amin'ny zavatra iray: Nitsangantsangana teny am-body tendrombohitra izahay. ~ Fotobeny manakaiky ny fakany: Vody hazo, vody trano. ~ Ny farany ambany amin'ny lava-ka, na ny faxa laharana amin' ny mpilahatra: Vody lavaka. Vody laharona ~ Ny fakan' ny zavamanlxy fihinana sasantsasany toy ny mangahazo, vomanga, saonjo sns...: Vody saonjo. i t.if.: Mamody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel