Dikan'ny teny : voho

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny ao an-damosina, ny ao am-badika: Asehoy ny vohon-tananao. ? Ny lafy ratsy: Sarin'inona no ao amin' ny vohon'io meday io? - t.i.f : Ivoho / amboho / ambohoina 1 manamboho, fanamboho, mpanamboho 1 anambohoana, fanambohoana 1 miamboho, fiamboho, mpiamboho 1 iambohoana, fiambohoana / mifampivoho. - F.-p.: Manabe voho: mampitombo, mampandroso, manitatra. f Manome vohony: mamitaka. / Vohom-pafana: mivohitra. J Vohon-tany na kiborin-tany: tany malalaka somary tomandavana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel