Dikan'ny teny : vohoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tranon-jaza. ? h. i.: Ny kibo (itoeran'ny zaza). * F,•p.; Am-bohoka: ao ankibo, oh.: Maty am•bohoka. / Bevohoka: enti-milaza ny vehivavy manana anaka ka hita ho lehibe ny kibony. / Miandry vohoka: miandry ny fotoana hahaterahana. ¶ M.h.: Tranonjaza, fananahana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel