Dikan'ny teny : voina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Loza mihatra,antambo mby an-koditra. * F.-p.: Tra-boina: voan'ny loza, tra-doza. / Voin'ny azony: mitondra loza noho ny nataon'ny tenany ihany. J Voin-kava-mahatratra: izay fahavoazana mahazo ny havana mahazo ny tena koa. / Mamindra voina: mamindra loza. / Manao voin'ny azony: manary ny sasany amin'ny fahoriana mahazo azy. / Mi-solo voina: misolo loza, manolo-tena mba hiharan'ny 1oza eo amin'ny toeran'ny ha-fa. * Ohab.: Misolo voina ny akalana ka mikapa hena ambony fe: enti-milaza ny olona manao mosalahy izay tsy manahy kely akory ny zavatra mety hahavoa azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel