Dikan'ny teny : vokoka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina. 0 Enti-milaza olona miforitra ny hazondamosiny ka zary mikainkona izy: Rafotsibe vokoka. 6 t. L f.: Avokoka, voavokoka 1 mamokoka, famokoka, mpamokoka 1 amokohana, famokohana 1 mivokoka, fivokoka, mpivokoka 1 ivokohana, fivokohana 1 mahavokokalvokobokoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel