Dikan'ny teny : volavita

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosinY, ny feny ary ny rambony) fanolotra ny mpanjaka hoenti-manaja azy, ka izay omby toy izany dia nolazaina ho azy na dia nanan-tompo aza. * Ohab.: Mpiandry omby volavita: tsy tompony fa mpamerin-doha: enti-milaza tsy fananan'ny tena fizakana manana amin'ny zavatra iray, fa ny mitahiry sy mikarakara fotsiny no anjaran'ny tena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel