Dikan'ny teny : volena

Hampiditra dikany vaovao
1 (voly) mt. ih. ((oleo): Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia entimilaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity — Voleo mangahazo atsy avaratrano). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel