Dikan'ny teny : vomanga

Hampiditra dikany vaovao
1 zavamaniry fihinambody sy ravina, mbizo no iantsoana azy amin'ny faritr'i Fianarantsoa Misy karazany maro ny vomanga toy ny vomanga sihanaka, vomanga navetô fotsy sy vaventy, vomanga voatavo miloko mavo, ... ravimbomanga, ravimbizo: ravin'ny vomanga izay fampiasa fanaovana rony na atao laoka ohabolana: Rafotsibe kendam-bomanga ka matin'ny nasesiky ny tanany, entina ilazana ireo olona voan'ny heviny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel